|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | lamoka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Leo, leony, mamo, voky: Nihinana menaka be i Lita kely ka lamoka [1.1] | ||
| Tired, weary, languid, sleepy. See ana , sasatra , reraka , valaka , trotraka [1.2] | ||
| Appesanti par la nourriture, par le somm [...] [tohiny 1.3, 1.5] | ||
| Dégoûté [1.3] | ||
| Ohatra | Nihinana menaka be loatra aho, ka lemoka (J'ai mangé trop de graisse et je suis tout lourd, j'en suis dégoûté)
[1.3] | |
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | lamoka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Atody nakotrika ka tsy foy [1.1] | ||
| Avorté, (oeufs) Gâté (fruits) [1.5] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | lamoka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| (au sens propre : avorton, être vivant de taille réduite, nabot). On peut distinguer deux sens en ce qui concerne les plantes : Un sens pathologique, pour les fruits avortés, mal formés. On dit par exemple lamokam-boankazo, lamokam-boatavo, lamokam-paiso. Variétés à petits fruits d'une espèce. Voir lamokambazaha ou espèces à fruits comestibles mais très petit, d'un intérêt limité. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/12/24 |
|