|
|
|
|
Teny iditra
maila
mai
laka
(
mai
laka
)
Sokajin-teny
mpamaritra
[
1.1
]
[duplicatif fréquentatif]
[
1.3
]
Ohatra
1
Mailamailaka
ery izy: lehilahy mody tokoa no mamindra.
[
2.470
]
2
Maharitra moa ny fandroany eo fa manao tahaka ny fandroan' ny gana izy,
mailamailaka
ery rehefa miala eo mba tsy ho tratran' ny olona amin' ity lohany fito.
[
2.606
]
Sampanteny
mahamaila
mai
laka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20