|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | maizina (aizina (izina)) | ||||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||
| Tsy mazava, manjombona: Maizina ny efitrano ka vohay ny varavarankely Tsy azo mazava, manjavozavo: Maizina ny lahateniny Fahoriana mangidy: Nitondra ny maizina izy tao amin-dry Ranona tao Ny Ratsy, ny fanahy ratsy: Zanaky ny maizina ireny matoa tsy sahy miseho masoandro. [1.1] | |||||||||||
| Dark, gloomy, dismal [1.2] | |||||||||||
| Dark, gloomy [1.7] | |||||||||||
| Obscur, ténébreux [1.3, 1.8, 1.5] | |||||||||||
| Ohatra |
| ||||||||||
| Sampanteny | |||||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |
|