|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mamarana (farana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamita, manapitra, manisy farany: Izaho no namarana ny kabary anikeheo Manala ny romoromo: Efa namarana ny tsihy ve ianao Mampitovy tantana: Mamarana ny faharam-biriky [1.1] | |||||||||
| To cut the edges, to smooth, to make a straight edge or border. [1.2] | |||||||||
| To bring to an end, to conclude [1.7] | |||||||||
| Terminer, conclure [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Izany no fanao mamarana ny mandrimandrin-jiro.
[2.245] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mamaràna (farana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamarana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|