|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mamboly (voly) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny [1.1] | |||||||||
| Planter, cultiver [1.13, 1.196] | |||||||||
| [Sakalava-Mayotte]
[ mambôly ] Planter, cultiver Planté, cultivé [1.405] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2020/06/18 |
|