|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mamerina (verina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Milaza indray: Mamerina ny teny lazaina ny ako Manao fanindroany: Tsy afaka tamin' ny fanadinana aho taona iny ka dia voatery namerina indray taona nanaraka Manatitra: Tsy namerina ny elo nindraminy izy Manonitra: Moa efa namerina ny vola nangalariny ve Rakoto [1.1] | |||||||||
| Rendre, rapporter, redire, ramener [1.3] | |||||||||
| Réviser, refaire [1.13] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manindroa | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14 |
|