|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manadala (adala) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandrebireby, mamitaka: Olona manadala anao fotsiny iny fa aza miaraka amin' iny intsony Manelingelina, mahasosotra: Tsy mitsahatra manadala azy amin' ny raharahany ny zafikeliny Mahavery loha, mamily saina: Tsy avelany, hono, iny zazalahy iny fa nanadala ny zanany Manolikoly olona hahazoana izay tadiavina: Tratra nanadala ny lehiben' ny fokontany izy ka nosazina. [1.1] | |||||||||
| To befool, to confound, to perplex, to infatuate. [1.2] | |||||||||
| To make a fool of, to deceive; to cause mental anguish [1.7] | |||||||||
| Tromper, faire perdre la tête [1.3, 1.8] | |||||||||
| Séduire, duper, se jouer, importuner, embarrasser [1.3] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manadalà (adala) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadala | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
|