|
|
|
|
Teny iditra
manafo
sa
fo
(
safo
sa
fo
(
sa
fo
))
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana
Teny na kambanteny hita ao aminy:
manambitamby
Ohatra
1
ny tsiotsiokan' ny rivotra malefaka no toa manatambitamby sy
manafosafo
azy
[
2.470
]
2
injay nisy tanana
nanafosafo
ny lohako sy feo nandrotsirotsy ny sofiko
[
2.471
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manafo
sa
fo
Ny lasa :
nanafo
sa
fo
Ny hoavy :
hanafo
sa
fo
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20