|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manalasala (salasala) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra Mametraka eo anelanelan' ny zavatra roa Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany [1.1] | |||||||||
| To hesitate and do nothing [1.7] | |||||||||
| Hésiter au point de ne rien faire [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Manalasala tsy hita fandraisana ity ady amin' ny Anglisy ity, ka miaramila tsi-Frantsay no naroso, Malagasy indrindra izany
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manalasala (salasala) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalasala | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|