|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mananika (anika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra Manamy, mamely: Manani-bohitra Efa manatona ny taona faha...: Mananika ny fahadimampolo taonany izy. [1.1] | |||||||||
| To climb up something, to ascend; to attack a town; Fig.: to attempt to do a difficult thing. [1.2] | |||||||||
| Grimper [1.13] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mañanika | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Sihanaka, Tambahoaka] Mihanika [1.78] | |||||||||
| [Tambahoaka] Mitanika, manao toaka [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |
|