|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mandalo | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Aretin-kibo tsy mivalana tonga tampoka, izay mampijaly fatratra fa mitangolika toy ny ho tapaka ny tsinay; (nisy mandalo roa fantatry ny Ntaolo: ny mandalo noana izay mpahazo raha mbola tsy nihinana na inona na inona, ary ny mandalo voky rehefa avy nihinana) [1.1] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Teny iditra | mandalo (lalo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandeha haingana, miserana, mihelina: Mandalo ihany ny hatanorana Tonga kelikely dia lasa, tsy mitoetra ela: Nandalo tao antanàna izy tamin'ny herinandro lasa Mandeha eo akaiky nefa tsy miditra: Aza mandalo tanà-misy havana [1.1] | |||||||||
| To pass by [1.2] | |||||||||
| Passer auprès de [1.196] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mandika ~ mandingana ~ mihelina ~ mihoatra ~ misalovana ~ miserana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |
|