|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | miserana (serana) | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||||||
| Miseho vetivety dia lasa, mandalo faingana, tsy maharitra: Niserana ihany izy teto fa tsy nipetraka akory Mora simba na levona: Miserana ihany ny voninahitr' izao tontolo izao Ampandalovina eo ambony afo (fiteny amin' ny zavatra nentina alina ka homena hohanin' ny zaza): Efa niserana teo ambony afo ve iny hena avy any alatrano iny no nomenareo ny zaza [1.1] | |||||||||
| Mandalo vetivety, miseho vetivety [1.13] | |||||||||
| To pass by rapidly [1.7] | |||||||||
| Passer rapidement [1.8] | |||||||||
| Temporaire [1.13] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | miseràna (serana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miserana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|