|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mandanja (lanja) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mijery ny havesatry ny zavatra iray amin' ny alalan' ny mizana: Mandanja hena Mandinika, mihevitra izay mety ho vokany: Tokony handanja ny teny lazainao ianao Manombantombana, maminavina izay ho vidiny: Mahay mandanja izay ho vidin' ny omby Rakoto Mampitovy lanja: Tsy mahay mandanja ny vola miditra sy mivoaka ianao [1.1] | |||||||||
| To weigh in scales or on a weighing machine [1.2] | |||||||||
| To weigh; to consider, to ponder [1.7] | |||||||||
| Peser; réfléchir, considérer [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mandanjà (lanja) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandanja | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|