|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mandrava (rava) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manimba, mandevona, manongotra: Nandrava ny tanànan' i Toamasina ilay rivo-doza tamin' ny 3 marsa 1927 Hevitra an' ohatra: Ny ahiahy mazàna mandrava fihavanana Mamaha, manasaratsaraka: Mandrava fiarakodia Mandefa, manaparitaka, mampihahaka: Ny orana no nandrava ny mpivory. [1.1] | |||||||||
| To ruin, to destroy; to tear down; to dismiss a meeting [1.7] | |||||||||
| Ruiner, démolir; lever une séance, une réunion [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mandravà (rava) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrava | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
|