|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mandritra (ritra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao izay hahatankina: Mandritra dobo Mahandro hena amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Mandritra henan-kisoa Mandany, maharingana: Mandritra ny harena ny fisotroantoaka [1.1] | |||||||||
| Dessécher, épuiser, évaporer, exterminer; ruiner [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mandritra (ritra) | ||||||||
| Sokajin-teny | mpampiankin-teny | ||||||||
| Enti-milaza ny fotoana aharetan' ny asa na zavatra iray: Niasa nandritra ny adiny fito aho Maninjitra, mipaka, ngarangidina, saingy amin' ireo, ny teny milaza ny fotoana no atao aloha: Niasa adiny fito maninjitra aho [1.1] | |||||||||
| During, until the end of [1.7] | |||||||||
| Pendant, jusqu'à la fin de [1.8] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |
|