|
|
|
|
Teny iditra
mandry tsy lavo loha
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
mandry
,
tsy
,
lavo
,
loha
Tsy matory fa mbola miarinarina ny loha
Mandry amin' ahiahy
[
1.1
]
Tovy hevitra
mandry tsirangaranga
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28