|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manoditra (hoditra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanala] [ mañoditra ] Mamaofy, manala hoditra: Alao mañoditra aomby maty (ndeha na mandehana manala ny hoditr'omby maty) [1.78] | |||||||||
| [Tanosy] Manala hoditra, mamaofy [1.78] | |||||||||
| Manenda-koditra: Manodi-boankazo / Manoditra omby Maharangotra ka manjary miendaka ny hoditra: Nanoditra ny ranjoko ilay vato Miendakoditra: Voan' ny vato ny handriko ha nanoditra Vaky miparasaka: Nanoditra ilay vato nitorahako ny vorona [1.1] | |||||||||
| To skin, to peel [1.7] | |||||||||
| écorcher, éplucher [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manoditra (toditra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manandrana kely ny sakafo mbola tsy tena masaka [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|