|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manomba (omba) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandrakotra misakobona amin' ny lamba na ny elatra: Manomba ny zanany na reniakoho Miaro: Manomba antsika ny fitahian' Andriamanitra [1.1] | |||||||||
| To cover, to wrap; in the provinces it means to strip off a person's clothes, or to insult by indecent language. [1.2] | |||||||||
| To cover, to protect [1.7] | |||||||||
| Couvrir; protéger [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mambomba | ||||||||
| Teny iditra | mañomba | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bara] Manampy, mifanampy samy matanjaka [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | mañomba | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tambahoaka] Mandoa [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | manombà (omba) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manomba | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Teny iditra | manomba (manomba) | ||||||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | ||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Fangi-bolantany | -20.3166667, 45.0833333
-17.8833333, 44.0166667 | ||||||||
| Haianarantany | manomba | ||||||||
| Teny iditra | manomba | ||||||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | ||||||||
| Petit fleuve de la sous-préfecture de Maintirano ... Il reçoit sur sa rive droite la Marifilaly [1.11] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|