|
|
|
|
Teny iditra
manoto
(
toto
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mamely amin' ny fisoirana amin' ny tandroka:
Mora fantarina ny omby manoto
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manoto
Ny lasa :
nanoto
Ny hoavy :
hanoto
Filaza mandidy :
manotoa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20