|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | toto | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Famotipotehana zavatra amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Toto voanjo Fikosehana ny vary akotry amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny ka hahafotsy azy: Toto vary Ny potiky ny zavatra nozerana loha fanoto misesisesy: Toton-tsakay Famelezan' ny omby na biby hafa amin' ny fisoirany amin' ny tandrony [1.1] | |||
| (toute l'île). Nom général des matières pilées dans un mortier. Exemples : toto-katsaka, toto-koba, toton-tsakay [1.196] | |||
| Voambolana | |||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Teny iditra | toto | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| [Tambahoaka] Mandeha ran'orona, velezina [1.78] | |||
| [Taisaka] Fijininihan'ny ra an'orona [1.78] | |||
| Voambolana | |||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10 |
|