|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mianaka (anaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Teny enti-milaza ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Lasa nitsangantsangana Rabe sy Ikoto mianaka Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza olona roa izay toy ny ray aman-dreny sy zanaka ara-taona fotsiny na dia tsy mpifaninona aza: Mipetraha aloha ianareo mianaka hoy Rakoto tamin' ilay mpampianatra sy mpianatra niaraka taminy [1.1] | |||||||||
| Used in speaking of parent (father or mother) and child. If there are two or more children with the parent, the word telo, etc., is added, as telo mianaka, etc. [1.2] | |||||||||
| To be together as parent(s) and child(ren) Tèlo mìanaka: parents and one child; and so on according to the number of the children [1.7] | |||||||||
| être parents et fils [1.54] | |||||||||
| Parents et enfants (s) ensemble, Tèlo miànaka: parents et un enfant; et ainsi de suite selon le nombre d'enfants [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|