|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | miarina (arina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mijoro na mipetraka tsara tsy mihilana na mirona: Aoka izao fa efa miarina tsara izao ny andry Miala amin' ny fahalavoana, mitombina: Tsy mbolo afa-miarina ihany ilay omby lavo an-havia aninaraina Mifoha ka miala avy ao am-pandriana: Efa miarina izy ao nefa mbola tsy mandray olona Misondrotra, afaka amin' ny fahavoazana: Tsy anerany loatra ny fahavoazany taondasa ka gaga daholo ny olona nahita azy niarina sahady [1.1] | |||||||||
| To sit up; to be erect [1.2, 1.7] | |||||||||
| To rise up as one in bed [1.2] | |||||||||
| être d’aplomb [1.3, 1.8] | |||||||||
| être de niveau, sur son séant, se relever, rétablir ses affaires. [1.3] | |||||||||
| Se mettre sur son séant [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/03/01 |
|