|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mifidy (fidy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Maka izay tiana an-tsitrapo: Nifidy ny fampianarana aho ho raharahako Mifantina, mijobona, mitsonga: Nifidy azy tao anatin' ny arivoarivo aho Mandatsa-bato tsy voateritery ho an-...: Nifidy an-dRabe aho ho solombavambahoaka tao amin' ny faritaninay [1.1] | |||||||||
| To choose [1.2, 1.7] | |||||||||
| To select, to prefer. [1.2] | |||||||||
| Choisir; élire [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|