|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mifindra (findra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io [1.1] | |||||||||
| To remove, to change place, to migrate [1.2] | |||||||||
| To move, to change place [1.7] | |||||||||
| Changer de place, se mouvoir [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mifindra (findra) | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| To be contagious. [1.2] | |||||||||
| Teny iditra | mifindrà (findra) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifindra | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.2] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |
|