|
|
|
|
Teny iditra
miha
mai
na
(
mai
na
(
hai
na
))
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Ohatra
1
Nahazo hafanana aho ary
nihamaina
ny akanjoko
[
2.4
]
2
nihamaina
ny herin' ny aiko tamin' ny hainandro lohataona
[
2.996
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mihamaina
, mihamain-, mihamaim-, mihamai-
Ny lasa :
nihamaina, nihamain-, nihamaim-, nihamai-
Ny hoavy :
hihamaina, hihamain-, hihamaim-, hihamai-
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/30