|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | maina (haina) | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Tsy lena, tsy mando: Efa maina ny lamba ka ampidiro Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy vary izahay Ritra ny rano tao aminy, tankina: Maina ilay dobon-trondro atsy avaratra [1.1] | |||||
| Dry [1.7] | |||||
| Sec [1.3] | |||||
| Desséché, tari [1.3] | |||||
| à sec [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Tohi-kevitra | lena | ||||
| Mpanahaka | makiana ~ haraka ~ karakaina ~ mangetana ~ vaky hentana ~ tankina ~ ritra | ||||
| Teny iditra | maina (haina) | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Diso fanantenana, gaina fa voan' ny tsy nampoizina: Maina ohatra ny kitay izy nandre izany vaovao izany. [1.1] | |||||
| Désappointé, déchu, surpris, qui n'a rien à dire [1.3] | |||||
| Teny iditra | maina | ||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||
| In vain [1.7] | |||||
| En vain [1.8] | |||||
| Teny iditra | maina | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Betsileo, Bezanozano, Tanala] (équivalent de maizina (merina) dans le sens d'obscur, à feuillage sombre, pour les arbres). Nom d'un arbre indéterminé utilisé autrefois pour tailler des pirogues monoxyles. [1.196] | |||||
| Voambolana | |||||
| Teny iditra | maina | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Sakalava] (de haina : sec, desséché). Nom d'un arbre à feuilles caduques, donnant des fruits comestibles (cité anciennement par A. Grandidier). [1.196] | |||||
| Voambolana | |||||
| Teny iditra | maina | ||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | ||||
| Voambolana | |||||
| Fangi-bolantany | -21.2666667, 46.6333333 | ||||
| Haianarantany | maina | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22 |
|