|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mihandrona (handrona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, monina: Mihandrona eto an-tokotany ny rano Mipetraka tsy miteraka, tsy mitombo: Loza fa vola dimy alina ny ahy no mihandrona amin' ity raharaha ity Matoritory, tsy maty tsy velona: Mihandrona ny varotra amin' izao fotoana izao [1.1] | |||||||||
| To be stagnant, to be motionless [1.7] | |||||||||
| être stagnant, rester là longtemps [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mihandròna (handrona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihandrona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|