|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mihenjana (henjana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity Miridiridy tsy mety miketraka amin' ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany [1.1] | |||||||||
| Tendu [1.3, 1.13] | |||||||||
| Se raidir, être raide, vigoureux Fig. résister, se raidir contre [1.3] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mihenjàna (henjana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihenjana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|