|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mihodidina (hodidina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Voahodidina, voafefy: Mihodidin-tamboho ny tokotaninay Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Nihodidina ny farihy izahay Tsirairay: Lafoko enimpolo mihodidina ny akoho nentiko teny an-tsena [1.1] | |||||||||
| To go all the way around; to be encircled [1.7] | |||||||||
| Faire le tour de; être encerclé [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mihodidìna (hodidina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihodidina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|