|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mihorona (horona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihodina mivoromborona: Efa mihorona ny tady Miforitra: Mihorona ny tsihy Miketrona sy mifandrirotra: Mihorona ny hodi-doha [1.1] | |||||||||
| To be in a roll, to be rolled up [1.7] | |||||||||
| être enroulé, qu'on roule [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mihoròna (horona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihorona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|