|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mikonaina (konaina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitaraindraina lavareny: Mikonaina ilay alika nokapohinao Mitomany: Mikonaina matetika ity zazakely ity Mimenomenona, mimonomonona, mitaraina tsisy farany: Nikonaina ny oahoaka azon' ny fandoavam-bola be loatra [1.1] | |||||||||
| To complain under mistreatment, to whimper [1.7] | |||||||||
| Gémir sous les mauvais traitements; pleurnicher [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mikonainà (konaina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikonaina | ||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|