|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | miongana (ongana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra Lavo, potraka: Niongana tao amin' ilay kisolosolo avaratra tao izy Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao [1.1] | |||||||||
| To fall down, to sink, to be reduced. [1.2] | |||||||||
| Ohatra | raha mbola tsy very ny saina / ka tsy miongana ny fanahy / dia mbola mahalala menatra ihany
[2.131] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | miongàna (ongana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miongana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|