|
|
|
|
Teny iditra
miriaria
(
ria
ri
a
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana:
Miriaria eran' ny ala ny voron-kely
[
1.1
]
Ohatra
1
Nohafatrafarany mba hivavaka tsara ho an-drainy izy ireo mba hiarahany
miriaria
aminy.
[
2.470
]
2
Nahoana no tsy itiavanao hiara-
miriaria
amiko?
[
2.5
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
miriaria
Ny lasa :
niriaria
Ny hoavy :
hiriaria
Filaza mandidy :
miriariava
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20