|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mirodana (rodana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mianjera ambony ambany, mikoa, mihotsaka: Nirodana ny tambohonay azon' ny ranonorana nijojo tsy an-kijanona Rava: Nirodana ny fanantenana Mianjera, mivarina: Tao ankady avara-trano no nirodana ny mpangalatra [1.1] | |||||||||
| To fall down, as a wall [1.7] | |||||||||
| S'écrouler, s'ébouler [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mirodàna (rodana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirodana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|