|
|
|
|
Teny iditra
misa
ka
fo
(
sa
ka
fo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mihinana sakafo:
Amin' ny firy ianareo no misakafo amin' ny hariva?
[
1.1
]
To eat a meal
[
1.7
]
Prendre un repas
[
1.8
]
Ohatra
1
antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy
misakafo
.
[
2.470
]
2
Miara-
misakafo
izahay rehetra rahefa tonga izy.
[
2.472
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
misa
ka
fo
Ny lasa :
nisa
ka
fo
Ny hoavy :
hisa
ka
fo
Filaza mandidy :
misaka
fo
a
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20