|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | misavoana (savoana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miakatra ambony eny amin' ny habakabaka: Nodakany nisavoana ny baolina Misondrotra, midangana: Nisavoana tampoka teo ny vidin' ny hena Lasa lavitra loatra: Misavoana izany hevitrao izany [1.1] | |||||||||
| To fly high, to soar [1.7] | |||||||||
| Voler bien haut [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | misavoàna (savoana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misavoana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|