|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mitaraina (taraina) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho ny fahantrany Rabe Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao [1.1] | |||||||
| To complain; to call out asking for help [1.7] | |||||||
| Se plaindre, demander avec instance, rendre un son plaintif: Nitaraina tamin’ ny lehibe noho ny fananany alain' ny olona izy (Il a porté plainte auprès du juge, parce qu’on lui prend ce qui lui appartient) [1.3] | |||||||
| Se plaindre; crier au secours [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|