|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mitsahatra (tsahatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mijanona, miato: Handeha amin' izay izahay fa efa mitsahatra ny orana Tsy manao... intsony: Raha vao nitsaha-niteny izy dia nirefodrefotra ny tehaka Miala sasatra, maka aina: Sasatraizy ka nitsahatra teo ambody hazo. [1.1] | |||||||||
| Cesser, s’arrêter, se reposer Figuré: se retirer sans rien obtenir [1.3] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |
|