|
|
|
|
Teny iditra
mitsatso
(
tsatso
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Nisy zavatra manatsatso azy, tonga matsatso:
Nitsatso tao anaty damizana tao lahy ity divay ity
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitsatso
Ny lasa :
nitsatso
Ny hoavy :
hitsatso
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05