|
|
|
|
Teny iditra
tsatso
Sokajin-teny
anarana
Tsy fisian-tsiro; toetran' ny zavatra tsy misy tsirony, matsaboka
[
1.1
]
Sampanteny
anatsatsoana
,
atsatso
,
fanatsatso
,
fanatsatsoana
,
hatsatso
,
hatsatsoana
,
mahatsatso
,
manatsatso
,
matsatso
,
mihatsatso
,
mitsatso
,
mpanatsatso
,
tsatsoina
,
voatsatso
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23