|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mitsingadina (tsingadina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mianjera, mivarina: Nitsingadina tany an-tevana ny ombin-dRakoto, ka maty Mikodiadia: Aza avala hitsingadina eo amin' ny vovoka ireo ankizy ireo sao ho azon' ny sery Resy, maty antoka: Nitsingadina mihitsy aho tamin' ny nivarotako ny tanimbariko [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitsingadìna (tsingadina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsingadina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|