|
|
|
|
Teny iditra
modi
man
dry
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Singan-teny
mody
,
mandry
Ohatra
Akory ity
no fitia be jaika
tsy mitampody fa
modimandry
[
2.131
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
modimandry
, modimandrin', modimandrin-, modimandrim-
Ny lasa :
nodimandry, nodimandrin', nodimandrin-, nodimandrim-
Ny hoavy :
hodimandry, hodimandrin', hodimandrin-, hodimandrim-
Tsipelina hafa
mody mandry
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16