|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | noho | ||||||
| Sokajin-teny | mpampitohy | ||||||
| Azon' ny: Reraka izy noho ny ratra nahazo azy Teny entina mampitaha zavatra roa ka ilay eo aorianany milaza ny zavatra fototry ny fampitahana: Ilaina noho ny volamena ny vy ~ Mamy ny akondro noho ny voasary Enti-milaza antony anaovan-javatra, satria: Noho ianao m' ividy boky betsaka, dia ahenako ny vidin' ny tsirairay [1.1] | |||||||
| Rather, than; on account of; because. It is also used in the comparison of adjectives, as a sign of the comparative degree, and is sometimes preceded by kokoa. [1.2] | |||||||
| On account of, because of; more than, rather than [1.7] | |||||||
| à cause de; plus que; plutôt que [1.8] | |||||||
| Comme; noho est suivi immediatement du sujet du verbe: Noho ianao nandiso fotoana, dia tsy hahazo valisoa ianao (Comme vous n'êtes pas venu à l'heure exacte, vous n'aurez pas de récompense) [1.12] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Mpanahaka | satria | ||||||
| Teny iditra | no ho | ||||||
| Sokajin-teny | kambanteny | ||||||
| Implies motion towards [1.2] | |||||||
| Marque un point de départ, et signifie; depuis... jusqu’à... : Hatramin’ ny folo no ho miakatra (Depuis dix en montant) ~ Hatramin’ ny folo no ho midina (Depuis dix en descendant) ~ Hatrany no ho mankaty (Depuis là-bas jusqu’ici) [1.3] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|