|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | pika | ||
| Sokajin-teny | mpamaritra na tambinteny | ||
| [Provincial] Alone [1.2] | |||
| Teny iditra | pika | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Fipitsihan-javatra miala amin' ny toerana misy azy, ka misy feo kely miaraka amin' izany; fampifantsitsirana; fandosirana. [1.1] | |||
| A click of a knife or lock; a pocket-knife, probably from the click of a blade; sweet potatoes peeled and cooked with fat. [1.2] | |||
| The click of a knife or a lock [1.7] | |||
| Action de sauter, de bondir, de jaillir, de se détacher, de se déboiter avec bruit, d'éclater en produisant une petite détonation Action de s'évader [1.3] | |||
| Petit bruit ou éclat comme d'un canif qu'on replie [1.8] | |||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Teny iditra | pika | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Bokotra misy andahiny sy ambaviny [1.13] | |||
| Bouton pression [1.13] | |||
| Teny iditra | pika | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Karazam-boninkazo izay madinika maro loko mahafinaritra mitambatambatra ny felany [1.1] | |||
| Voambolana | |||
| Ohatra | Ny pika sy ny dalia no voninkazo tiany indrindra, ka namboleny teo.
[2.332] | ||
| Teny iditra | pika | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Sens général : éclater en lançant des étincelles. Nom donné aux bois qui éclatent avec bruit lorsqu'on les met au feu. Ce sont surtout suivant les dialectes : [Betsimisaraka] Allophylus arboreus Choux (Sapindaceae) [Taimoro] Tina gelonium Schult. (Sapindaceae). Voir aussi piky [1.196] | |||
| Voambolana | |||
| Anarana ara-tsiansa | Allophylus arboreus, Tina gelonium | ||
| Teny iditra | pika | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| (Betsileo) Brindilles sèches, employées comme combustible, surtout pour allumer le feu. Broutilles. Ce nom est donné à plusieurs arbustes fréquemment employés à cet usage. Souvent des philippia (Ericaceae). [1.196] | |||
| Voambolana | |||
| Teny iditra | pika | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| (de pika : sautillement). Manioc en bouchons, décortiqué avant le séchage. Il est élastique et sautille facilement. [1.196] | |||
| Voambolana | |||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26 |
|