|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | ry | ||||
| Sokajin-teny | kianteny | ||||
| Kianteny kely:
a) atao eo alohan' ny anaran' olona antsoina: Ry Koto a! ento aty ny solomasoko b) atao eo alohan' ny anaran' olona itenenana am-pitiavana: Ry havana, aoka isika hifankatia fa ny maty aza, hono, te ho maro; d) atao eo alohan' ny anaran' olona angatahan-javatra amim-pitalahoana: Ry Tompo ô, mamindrà fo aminay [1.1] | |||||
| Used in adressing a person or persons, as: ry hàvana malala, dear friends [1.7] | |||||
| Vocative; ex. : ry havana malàla, chers amis [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Teny iditra | ry | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Izay ampiasaina raha olona maro no tondroina: Efa tonga ve ry Rakoto mianakavy? ~ Tsy fantatro ny nalehan-dry zalahy [1.1] | |||||
| Sign of the plural, as : Tonga ry Rakoto, Rakoto and his companions have come [1.7] | |||||
| Part. signe du pluriel; ex. : Tònga ry Rakòto, Rakoto et ses compagnons sont venus [1.8] | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Teny iditra | ry | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Jereo ray [1.1] | |||||
| Teny iditra | ry | ||||
| Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||||
| [Taisaka] izy [1.78] | |||||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny mpisolo rehetra | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/01/30 |
|