|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | sambatra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Miadana, tsy manan-java-mahory, tretrika: Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy Miadan-tsaina, milamin-tsaina, finaritra: Sambatra izany fianakaviana mifankatia izany Mananjara, tsara vintana, ambinina: Sambatra izy nahazo vady hendry [1.1] | ||
| Blessed, happy [1.7] | ||
| Heureux, béni [1.8] | ||
| Ohatra | Nahatsiaro ho sambatra ery izahay mianakavy nony nandry voalohany tamin' ny tranonay vaovao.
[2.472] | |
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | sambatra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka, Tanala] Fora, famorana [1.78] | ||
| [Taisaka] Famorana zaza mitambatra amim-pomba lehibe, izay fanao isaky ny fito taona, izany hoe ny zazalahy rehetra teraka ao anatin' ny fito taona dia atambatra hatao hasoavana amin' io andro iray io [1.1] | ||
| Circoncision [1.13] | ||
| Mpanahaka | didiam-poitra ~ fora ~ foza ~ savatse ~ hasoavana ~ tapakanake | |
| Teny iditra | sambatra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fahandro katsaka amin' ny babiny, na mangahazo lena atao tetika lava [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/06/11 |
|