|
|
|
|
Teny iditra
sarotsa
ro
tiny
(
saro
tsa
rotra
(
sa
rotra
))
Sokajin-teny
anarana sy mpisolo
Kizitina sy sarotra ifampiraharahana
Mitovy hevitra:
be an-tsipiriany
~
be angeso
~
be laonina
~
be pitsony
~
ketoketoina
~
kitoina
~
kitokitoina
~
malailay fonosana toa fary
~
mararin-javatra
~
mihalontralona
~
mitsongo teny maharary
~
saro-tiana toa landy mohaka
~
sarotra entina
~
sarotra iarahana
~
tia gedrogedro
~
tia vezovezo
~
zanakalo
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2013/10/29