|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | sata | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba, fanao efa raikitra ela, fomban-drazana: Sata samy manana, ka aoka tsy hisy hifanaratsy Didy na baiko: Tanin' andriana tian-konenana, ary satan' andriana tsy harahina Zo: Tamin' ny taona 1960 no niverenan' ny satan' i Madagasikara. [1.1] | ||
| Custom, habit; manner of governing [1.7] | ||
| Coutume, habitude; manière de gouverner [1.8] | ||
| Ohatra | Tao ry Radama II sy ny Menamasony, taitran' ny rendrarendram-bahiny, ka nanao tsinontsinona ny sata nentim-paharazana;
[2.503] | |
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | sata | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara] (de sata : habitude ; ce dont on use habituellement). Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). Le Tabac, surtout sous la forme de tabac à mâcher à la mode malgache. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Nicotiana tabacum | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|