|
|
|
|
Teny iditra
satroka penjy
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
satroka
,
penjy
Ohatra
Pataloha roa aman' olona sy
satroka penjy
iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy.
[
2.470
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24