|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | siasia (sia) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [1.1] | ||
| A turning aside, a wandering about [1.7] | ||
| Action de se détourner, d'errer par-ci par-là [1.8] | ||
| Ohatra | Koa eo no mba hisiany fiononana eto amin' ity tany be siasia ity.
[1.381] | |
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | sia | |
| Teny iditra | siasia | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] (sens général : action de dévier, de sortir du chemin, de s'égarer ; cette espèce pousse souvent dans les fossés, sur les bas côtés des pistes). Emilia humifusa DC. (Asteraceae). Herbe commune. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Emilia humifusa | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|